Vetson'ny manina (Ny Sakelidalana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpandeha irony ô !
Mba lazao any
Izao sento tomany
Fa vetson’ny manina

   Ry embona izany tononkira.serasera.org ô
   Ambarambarao an’Ikaky sy Neny e
   Fa vetson’ny manina

Ry kalon’ny fony ô
Ilazalazao zao havako izao e
Fa manina aho izany

    Ry olona mody ô
  sukful  gffut  Efa hoavy izy hoe
   qcmhwrqy  Fa tsy tantiny intsony e
    Ny vetson’ny manina

Oooo
......

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Sakelidalana
Hits : 7034
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/04/2004 05:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3989