Eo ambony ankalankeliko (Ny Sakelidalana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te kxjbptjd ho any aho mba hitsena anao rgqpk nefa tsy afaka mankany
Tsy ho any Ivato fa ato an-trano ato no hamisavisa tononkira.serasera.org irery
Ny fahatongavanao
Satriko ny hahita anao anio dia anio
Taona maro isika tsy nifankahita fa nianatra ianao
Tany am-pitan-dranomasina
Ny havanao rehetra raha mahita ahy mankany
Hanome tsiny anao hoe fitia diso fiantefa
Ny lobako efa rovitra
Ny pataloha feno tampina
Ny kapa tapatapaka
Ny satroko maloto
Aleoko ihany mijanona eto, aza omena tsiny aho
Ny foko ho anao tsy rovitra akory toy ity lobako ity
Fa mbola cmxykmqo feno fitia
Ho avy ianao, rehefa an-tanàna dia hoampiatranoiko.
Ao an-trano bongo no handraisako anao eo ambony ankalakeliko,
No hibanjinako anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny SakelidalanaHits : 6862
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 22/02/2017 14:49