Araraoty (Ny Sakelidalana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Araraoty ny andro
Azo anaovan-tsoa ,fa ratsy
Izao fiainan-tsika izao
Dia mora lo sy mety maty

Fa mahasambatra tokoa
Ny manome noho ny mandray
Ary ataovy amin,ny fo
Aza atao alasafay ,
Ho fandatsana indray



Fa ny maty manao soa
Tsarovana tokoa
Ary ho mandrakizay

Ndeha ( efao ny adidy...)
omeo ireo mahantra
Ndeha ( ataovy an-tsafidy )
vangio ny marary

Ary ataovy amin ' ny fo
Aza atao alasafay
Ho fanesoana indray

Ny manome amim- pifaliana
No sambatra indrindra
Sitrak ' Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Sakelidalana
Vangy : 2807
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ymwja
Daty : 17/06/2021 17:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146