Ampidiro aloha ny tenimiafina
Veloma (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mifarana etoana ny fiarahan-tsika
Mialohan’ny veloma
Hifonana mafy raha misy hadisoana
Tamin’ireo teny,tamin’ny fihetsika
Tsy ho maro kjjh teny
Fa tsodrano no andeha ho hiraina
2-Manarak’izany,veloma no atolotra
Raha misy ny dera omen any Tompo
Mba ho voninahiny
‘Zay rehetra naseho,anao NY SAFIDY
Hamarananay dia tsodrano no’ndeha ho hiraina
Fiv: Ny tononkira.serasera.org Tompo Jesosy,hitantana anao
Ny masony hijery,hitsinjo anao
Ka ny oqfxsia fitahiany pgeqphmk no fiananao
Ary ho fifaliana,no hanjaka ao
Veloma,veloma
Mbola hiaona ihany
Raha tsy eto an-tany
Any an-danitra any
La!la!la!la!la...
Mialohan’ny veloma
Hifonana mafy raha misy hadisoana
Tamin’ireo teny,tamin’ny fihetsika
Tsy ho maro kjjh teny
Fa tsodrano no andeha ho hiraina
2-Manarak’izany,veloma no atolotra
Raha misy ny dera omen any Tompo
Mba ho voninahiny
‘Zay rehetra naseho,anao NY SAFIDY
Hamarananay dia tsodrano no’ndeha ho hiraina
Fiv: Ny tononkira.serasera.org Tompo Jesosy,hitantana anao
Ny masony hijery,hitsinjo anao
Ka ny oqfxsia fitahiany pgeqphmk no fiananao
Ary ho fifaliana,no hanjaka ao
Veloma,veloma
Mbola hiaona ihany
Raha tsy eto an-tany
Any an-danitra any
La!la!la!la!la...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SafidyVisites : 1223
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrianatoandromanoa1998
Date : 26/07/2019 22:43
