Mpanjono mody (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny masoandro
Mody ny mpanjono
Valaka ejugbn sy trotraka,
Maizina ny andro
Mangina qibaz ny tontolo
Sisa hita kintana ;

Manjohy tononkira.serasera.org mirefarefa
Manara-dohasaha
Ny taratra miantefa
Mamohafoha fanahy,
Mitsinjo ny to tody
Ireo mpanjono mody ;

Faingàna, faingàna
Fa minadry anao
Ilay tiana mangina ao an-trano,
Faingàna, aza ela, modia ianao
Fa efa qhczuhg hariva ny andro ;

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0208