Gasikarako (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana,mamiko indrindra,
Tananan’Ikaky taloha,
Ankany, izay tsy mba hafindra,
Fonenan’i kukqlxu Neny fahiny.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Tsinjovy, tononkira.serasera.org izay hbfg lavitra anao
Fa hody aminao indray andro any.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Ankany izay tsy mba cephdp hafindra,
Fonenana mamiko indrindra.
Gasikarako !
Tananan’Ikaky taloha,
Ankany, izay tsy mba hafindra,
Fonenan’i kukqlxu Neny fahiny.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Tsinjovy, tononkira.serasera.org izay hbfg lavitra anao
Fa hody aminao indray andro any.
Gasikarako, Gasikarako
Aminao no tiako hiafarako.
Ankany izay tsy mba cephdp hafindra,
Fonenana mamiko indrindra.
Gasikarako !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 4747
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 01/04/2008 12:58
