MAMPIFILAFILA (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao ihany fa tia fjqxlp anao ihany aho ka
Navelanao harary vao notiavinao
Hay tsikaritrao fa tia ka navelanao aty
Vao hanoratanao mba tsy hanadino anao
Tonga aty aho ankehitriny
tononkira.serasera.org Vatrana aho raha toa mpanatsiny
Mba hoentinao ilazana fa mihanahana
Manantena resaka mamy
Tsongo, hehy sy vanivany
Sy fitenenanao mba hisainana
Ref. Manjary tomaniko amin’ny alina )
Mihararetra aho fa mandalina ) x2
Ianao ’fa mampifilafila )
vpbzlr manao avia, manao hoe tsy mila )
Fantatrao ihany fa norohanao naharitra aho ka
Nahatsiaro tena resy vao nakifikao
Hay ianao mba resy koa saingy mampifila bhzihvw moa
Fa saraka ahy izao izay vao miantso ianao
Henoy aho fa tsy ho mora
Raha ho tonga ankehitriny ny ora
Hiomana hifanatrika ny masonao
Ny tanako no indro mba raisonao
Horohako farany ny handrinao
Ho valin-kilalao, dia izaho handao anao
Navelanao harary vao notiavinao
Hay tsikaritrao fa tia ka navelanao aty
Vao hanoratanao mba tsy hanadino anao
Tonga aty aho ankehitriny
tononkira.serasera.org Vatrana aho raha toa mpanatsiny
Mba hoentinao ilazana fa mihanahana
Manantena resaka mamy
Tsongo, hehy sy vanivany
Sy fitenenanao mba hisainana
Ref. Manjary tomaniko amin’ny alina )
Mihararetra aho fa mandalina ) x2
Ianao ’fa mampifilafila )
vpbzlr manao avia, manao hoe tsy mila )
Fantatrao ihany fa norohanao naharitra aho ka
Nahatsiaro tena resy vao nakifikao
Hay ianao mba resy koa saingy mampifila bhzihvw moa
Fa saraka ahy izao izay vao miantso ianao
Henoy aho fa tsy ho mora
Raha ho tonga ankehitriny ny ora
Hiomana hifanatrika ny masonao
Ny tanako no indro mba raisonao
Horohako farany ny handrinao
Ho valin-kilalao, dia izaho handao anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3468
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 01:24
