LAY ENDRIKAO (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Lay endrikao )Feno tsiky ) x2
Toa sary iray )
Tsy afaka an-tsaiko )
Ref. Kaloiko lalandava hitoetra anatiko ao )
Ho harena tsy foiko ao anatiko ao )x2
2.Ny masonao )
Mibanjina ahy ) x2
Manganoano )
Ka mababo ahy )
3.Ho fifaliako )
N’aiza n’aiza ) x2
Ny hitahiry )
Ilay endrikao )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3219
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 01:57