FANEVA FAHA 15 TAONA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona inona enurgj no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko
Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko
Inona no havaliko, havaliko an’iJehovah
Handray tononkira.serasera.org ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ka hiantso ny Anaran’iJehovah
Hanefa ny voadiko amin’i Jehovah aho
Eny eo anatrehan’ny olona rehetra
Inona...
Hitory koa ny fikasana rehetra
’Zay milaza ny fiainana ao amin’ny Kristy Jeso
Fiainana hfttnjbi ho an’ny olona rehetra
Fahasoavan-dehibe ckxlkep zay tsy mba manam-petra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 4929
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotorado
Date : 27/10/2006 13:02