FANEVA FAHA 15 TAONA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko
Noho ny tononkira.serasera.org soa rehetra soa nataony tamiko
Inona no havaliko, gqconpfu havaliko an’iJehovah
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso rhnhqix ka hiantso ny Anaran’iJehovah
Hanefa ny vbfleoll voadiko amin’i Jehovah aho
Eny eo anatrehan’ny olona rehetra
Inona...
Hitory koa ny fikasana rehetra
’Zay milaza ny fiainana ao amin’ny Kristy Jeso
Fiainana ho an’ny olona rehetra
Fahasoavan-dehibe zay tsy mba manam-petra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 4994
Likes : 1 Like
Created by : rakotorado
Date : 27/10/2006 13:02