Gina Ny Alina (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gina ny alina tamin’izay
Ny zava-boahary natory fehizay
Injao henoy fa manako tokoa
Hiran’Anjely milaza ny soa
Bethlehema, toerana malaza
Tao scxcomhl no teraka Jeso zaza
Ry kintana ô, lazao
Ry xvnob volana ô, ambarao
Fa teraka Jesosy nao
Ireo kintana an’alina faly tokoa
Ny zava-boahary toa miaina koa
Injao henoy fa manako tokoa
Hiran’anjely milaza ny soa
Bethlehema, ihwj toerana malaza
Tao no teraka Jesoa zaza
Ry lanitra ô, mihira
Ry tononkira.serasera.org tany ô, derao
Fa teraka ny Tomponao
Ny zava-boahary natory fehizay
Injao henoy fa manako tokoa
Hiran’Anjely milaza ny soa
Bethlehema, toerana malaza
Tao scxcomhl no teraka Jeso zaza
Ry kintana ô, lazao
Ry xvnob volana ô, ambarao
Fa teraka Jesosy nao
Ireo kintana an’alina faly tokoa
Ny zava-boahary toa miaina koa
Injao henoy fa manako tokoa
Hiran’anjely milaza ny soa
Bethlehema, ihwj toerana malaza
Tao no teraka Jesoa zaza
Ry lanitra ô, mihira
Ry tononkira.serasera.org tany ô, derao
Fa teraka ny Tomponao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 1779
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:14
