Atopazo (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atopazo
Ref:
Atopazo arÿ ny masonao
Dia fidio izay itoeranao
Mitodiha miankandrefana, mitodiha miantsinanana
Fa ho anao daholo izay hitanao,
Fa ny tany rehetra omeko anao
Tsy ho voaisa ny taranakao,
Ka na andeha hianatsimo ianao, na andeha hianavaratra
foiko ho anao daholo zao rehetra izao
And1: duo na trio
Indro Tompo mitso-drano anao,
satria ianao nanao ny sitrapony,
toy izay efa nataony tamin'i Abrahama,
Izay nankatò tsy nisy fiambahambana, yhltnnrq
Nahafoy ny zanany exxa izy hatao sorona,
ho fanatitra nftg ho an'ny Avo indrindra,
Ka novaliany teny, izany fanompoana
Tany sy taranany marobe....
And2: duo na trio
Mitsangana ianao hatramin'izao
'ndeha torio ny hafatry ny Tompo
Ataovy hanakoako izany fiderana
Ho ren-tany ren-danitra ny hatsarany
Ny tanjonao anio sy ho rahatrizay
Dia ny hampandroso izany fanjakany
Ko aza dia variana, amin'izao tontolo izao
Ka tsy haheno ilay tononkira.serasera.org feo manao hoe......
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVisites : 205
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 09:12