Tandremo (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Firifiry taona izay,no efa nandrenesanao
Miseho lany etsy tononkira.serasera.org sy eroa, ireo karazam baovao
Manambara ady sy loza, herisetra tsy hay lazaina
Ny fasahiranana miavosa, maro ireo velon taraina
Fa ianao tsy isan’ireny, satria ianao mpandray anjara
Andriamanitra mijery, ka tandremo ianao sao tara
3-Fa ireo manan katao, miandrandra amin’ny harena
Dia mihevi-tena ianao, fa tsy ho solafaka tsy ho lena
Dia mihebo tsy hianjera, fa misy vola hanohana azy
Ka tsy matahotra tsy menatra, milomano amin’ny ratsy
Tsarovy anefa Andriamanitra, Izy tsy mijery miakatra
Fa mandinika anao Izy e !mitsinjo ireo madinika
3-K’aza ny lohasaha mangina, no araraotinao tsy ho hita
Hanaovanao izay rehetra tiana, ‘reo adalana sy habibiana
Fa ho avy ny fotoana, ho tonga ny andron’ny hampamoaka
Ho tratra ianao fa tsy afa-miala
aiza ianao no andeha tfsiy hitsoaka !!
Fa raha kimz mbola misy ny ora, dmkm ahazonao mifona
Manatona moramora, mandoaliha dia mivavaha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 1881
Likes : 0 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 09:14