Gasikarako (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Teto no nahitako ny masoandron'ny fiainako
Teto no nofidian'Ilay Ray ho fonenako
Koa tsaroako n'aiza n'aiza e, ho vetsoiko mhdogmhc ao anaty
"Lay Gasikara mamiko
Refrain:
Tiako foana ianao na manana na ory
Tsy misy toa anao ry Gasikarako mnvntwms
Ny vavaka atao hoe hotahiana anie ianao
Hiadana ny taniko
2- Maro ny fahavalo mitady hamotika
Aoka tsy himalo na koa hilofika
Fa hiaro hatrany hatrany ny gpgbfru hatsarana hananan'ilay
Tany izay hiraisana
3- Ndao hiaraka, tononkira.serasera.org hamerina indray
Ny fihavanana izay nampikambana
Koa arovy sy tandrovy ny fifankatiavana
F'ho sambatra izaho sy ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AmbasadôràHits : 1930
Likes : 0 Like
Created by : Fanaja Mandranto
Date : 25/05/2020 13:59