Gasikarako (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vrkoou 1- Teto no nahitako ny masoandron'ny fiainako
Teto no nofidian'Ilay Ray ho fonenako
Koa tsaroako n'aiza n'aiza e, ho vetsoiko ao anaty
"Lay Gasikara mamiko
Refrain:
Tiako foana ianao na manana na ory
Tsy misy toa anao ry Gasikarako
Ny vavaka atao hoe hotahiana anie ianao
Hiadana ny taniko
2- Maro ny fahavalo mitady hamotika
Aoka tsy himalo na voqurd koa hilofika
Fa hiaro hatrany hatrany ny hatsarana hananan'ilay
Tany izay hiraisana
3- Ndao hiaraka, hamerina indray
Ny fihavanana tononkira.serasera.org izay nampikambana
Koa arovy sy tandrovy ny fifankatiavana
F'ho sambatra izaho sy ianao guhqc
Teto no nofidian'Ilay Ray ho fonenako
Koa tsaroako n'aiza n'aiza e, ho vetsoiko ao anaty
"Lay Gasikara mamiko
Refrain:
Tiako foana ianao na manana na ory
Tsy misy toa anao ry Gasikarako
Ny vavaka atao hoe hotahiana anie ianao
Hiadana ny taniko
2- Maro ny fahavalo mitady hamotika
Aoka tsy himalo na voqurd koa hilofika
Fa hiaro hatrany hatrany ny hatsarana hananan'ilay
Tany izay hiraisana
3- Ndao hiaraka, hamerina indray
Ny fihavanana tononkira.serasera.org izay nampikambana
Koa arovy sy tandrovy ny fifankatiavana
F'ho sambatra izaho sy ianao guhqc
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AmbasadôràVisites : 1929
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fanaja Mandranto
Date : 25/05/2020 13:59
