TSY MISY TSY HAINY ATAO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mahamay ka niantso an’i Jesosy ianao
Niandry ianao fa dia nahoana tsy tonga Izy h@ zao
Dia hoy ianao : « tsy tonga Ianao Jesoa nahoana re ?
Tsy misy intsony azo atao zaho e
Raha tonga teto mantsy Ianao Jesoa
Dia nahavoavaha izao olako izao »
Nefa tsarovy, ny maty aza anie voatsangany
Koa maika fa io olanao io e
Raha jojdeft mino sy mahatoky Azy ianao
Ho atsangany tokoa ny fiainanao
Koa mahereza aza kivy raha sarotra ny lalanao
Jesosy anie twasy tsy miova Izy ho tononkira.serasera.org avy Izy hamaha ny olanao
Dia hoy ianao : « tsy tonga Ianao Jesoa nahoana re ?
Tsy misy intsony azo atao zaho e
Raha tonga teto mantsy Ianao Jesoa
Dia nahavoavaha izao olako izao »
Nefa tsarovy, ny maty aza anie ktdljeh voatsangany
Koa maika fa io olanao io e
Raha mino sy mahatoky Azy ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYHits : 6110
Likes : 4 Like
Created by : Niaritsoa
Date : 24/03/2016 16:51