TSY MISY TSY HAINY ATAO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mahamay ka niantso an’i Jesosy ianao
Niandry ianao fa dia nahoana  tsy tonga Izy h@ zao
Dia hoy ianao : « tsy tonga Ianao Jesoa nahoana re ?
Tsy misy intsony azo atao zaho e
Raha tonga teto mantsy Ianao Jesoa
Dia nahavoavaha izao olako izao »

Nefa tsarovy, ny maty aza anie voatsangany
Koa maika fa io olanao io e
Raha mino sy mahatoky Azy ianao
Ho atsangany tokoa ny fiainanao

Koa mahereza aza kivy raha sarotra ny lalanao
Jesosy anie tsy miova Izy ho avy Izy hamaha ny olanao
Dia hoy ianao : « tsy tonga Ianao Jesoa nahoana re ?
Tsy misy intsony azo atao zaho e
Raha tonga teto mantsy Ianao Jesoa
Dia nahavoavaha izao olako izao »

Nefa tsarovy, ny maty aza anie voatsangany
Koa maika fa io olanao io e
Raha mino sy mahatoky Azy ianao
Ho atsangany tokoa ny fiainanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY AFAKA FJKM ANKADIKELY
Visites : 4246
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : Niaritsoa
Date : 24/03/2016 16:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1161