MIALA SATANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Hatramizay aho tsy yhjiyp warknzua niloa-bava
Tsy sahy niteny fa nihafy teny dia nogejainy
Tsy tantiko intsony hijoro aho hanohitr'azy
Leo aho satana tsy afiko intsony ampy ahy izay

2)Hatramizay aho dia nigagana tononkira.serasera.org
Ireo toetra ratsy namatotra ahy
Tsy foiko hialana

3)Jesôsy Tompo ô Misaotra anao aho
Nafahanao aho tsy voageja intsony AFAKA aho izao e
Tsy tantiko intsony hijoro aho hanohitr' azy

Ankehitriny Miala Miala Miala Satana
Amin'ny anaran' ny JESOA KRISTY
Miala dia Miala fa tena leo leo ny fangejanao aho
Tsy anao intsony aho manomboka izao fa qlgkdynu an' i JESOA
Ampy ahy izay miala miala Miala satana amin'ny anaran' i Jesoa Kristy Miala dia Miala
Fa tena leo leo ny fangejanao aho Tsy anao intsony aho manomboka izao fa an' i JESOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVisites : 7235
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andoez
Date : 02/07/2012 18:36