MIALA SATANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Hatramizay aho tsy niloa-bava
Tsy sahy niteny fa nihafy teny dia wealwji nogejainy
Tsy tantiko intsony hijoro aho hanohitr'azy
Leo aho satana tsy afiko intsony ampy ahy izay

Leo aho satana tsy afiko intsony ampy ghez ahy izay
2)Hatramizay aho dia nigagana
Ireo toetra ratsy namatotra ahy
Tsy foiko hialana
Tsy tononkira.serasera.org tantiko intsony hijoro aho hanohitr'azy

3)Jesôsy Tompo ô Misaotra anao aho
Nafahanao aho tsy voageja intsony AFAKA aho izao e
Tsy tantiko intsony zkwrwt hijoro aho hanohitr' azy

Ankehitriny Miala Miala Miala Satana
Amin'ny anaran' ny JESOA KRISTY
Miala dia Miala fa tena leo leo ny fangejanao aho
Tsy anao intsony aho manomboka izao fa an' i JESOA
Ampy ahy izay miala miala Miala satana amin'ny anaran' i Jesoa Kristy Miala dia Miala
Fa tena leo leo ny fangejanao aho Tsy anao intsony aho manomboka izao fa an' i JESOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVangy : 7146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 02/07/2012 18:36