Pi (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny indray ianao fa efa mamo ôôoo
Tsy nisotro fa nitanina andro aaa
Ny any anaty efa tranon-toaka ôooo
Hatrizay tsy nahalala aoka aaa
Mbetika mangovitra ny tanan'ialahy
Tsy zarizary ny fahasalamana
Tsy handry intsony ny ora hisokafan'ny bara
Hibakoana ilay kosôm roanjato
Ka raha mbola tsy ampy vola an-tanàna
Dia efa amidy hatramin'ny bavin'ialahy
Toaka nanariana ny fanahy
Toa tsy ho velona elah raha vao tsy handalovam-pi!
Henokenoko ihany ny tantaran'ialahy
Nareo hono taloha tsara karama e
Nanomboka nangovitra ny tanan'ialahy
Nihozongozona ny fiainana ztwlqrl dia rava
Safidy ve ilay izy sa tsy fidiny lery e
F'izaho tononkira.serasera.org mitazana aho mahita an'lah gadra
Mbola revy ve xbkm ilay toaka rehefa lerana isan'andro
Toa tsy ho velona elah raha vao tsy handalovam-pi!
Valio aloha ilay kozy
dia amin'izay vao mety handeha
ny toto-tanana sy daro miampy voanjo
Hoentiko manampatra ny tendalah elah raha txrqe izany
Mbola revy ve hoy aho sa fahalemena izy ity
Sao taraiky elah fa gadragadrain'ny Pi
Mbola revy ve izao sa fahalemena ry lery e?
Sao taraiky elah fa gadragadrain'ny pi!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NVVangy : 770
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 29/09/2024 13:27