Ataovy irery ao (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahatonga ahy marasily
Tsy dia fitiavana ady
Fa leo nitady kandra aho,
Ka nandeha mba hikarama.
Roa taona aty aoriana,
Havanana amin'ny matso
Kingakinga rehefa hitoraka saly fa sao voalako.
Loza anefa vaky ny ady ka hiantafika anefa aho
Tsy ary nanapoaka basy fa lafo hono ny bala.
Mba tononkira.serasera.org nijery film aho tamin'izahay mbola kely
Kôzy nava na higadra aza aho tsy maintsy hody amin'i Mama.
Ataovy irery ao,
Ataovy irery ao,
Ataovy irery ao ny adinareo.
Ny mba nahafinaritra ahy
Rehefa manao vakansy
Dia izaho no kapiteny
Manamerda ny bandy
Mandeha mamonjy baly
Tsisy mandona izany
Olona voahitsako aza
No mifona aty malaky.
Loza anefa vaky ny ady ka hiantafika anefa aho
Tsy ary nanapoaka basy fa lafo hono ny bala.
Mba nijery rpzga film aho tamin'izahay mbola kely
Kôzy nava na higadra aza aho tsy maintsy hody amin'i Mama.
Ataovy irery ao,
Ataovy irery ao,
Ataovy irery ao ny wacmgo adinareo.
Ny hatanorana ho laniako huqasb amin'ny ady va?
Koa raha tsy mitapy aho ry tony e!
Ny hatanorana ho laniako amin'ny ady va?
Koa raha tsy mitapy aho wah!
Raha hitondra saina fotsy dia antsoy fa ho avy aho
Ankoatran'izany dia tsia!
Hitondra saina fotsy dia antsoy fa ho avy aho
Ankoatran'izany dia nan!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NVVangy : 855
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 30/10/2024 22:04