Ampy kosa izay (NV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainako tontolo
Natokako ho anao
Izay ilay sahy nijoro
Apinganao

Zatra manome
Izay revenao
Amin'ny alina aza mbola
Mihira ho anao

Nefa izaho raha mba niangavy dia
Tsy mba jerenao

Ka ampy lesy izay e!
Ampy kosa izay
Ampy lesy izay e!
Ampy kosa izay

Raha indray sknatc tononkira.serasera.org mandeha
Nekeko sapide ihany
Fa efa ho impolo kely
Ny ohatr'izao hatrany

Fahefanao feno
Ny manda
Fa dcyj ny atero ka alao
Mahatsara fihavanana

Ka manahy aho amin'ny ho avy
Fa tsy afaka hihaino anao intsony e

Fa ampy lesy izay e!
Ampy kosa izay!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NV
Vangy : 777
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 29/09/2024 15:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0166