ray o! (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ray o!
raha tsy misy ve ny alahelo
mandrotika mamelovelo
dia tsy mba hivavaka
aminao
raha tsy misy mqut ve ny andradraina
mahasoa sy mety ilaina
dia tsy mba hahatsiaro
ny anaranao
fa ianao irery
no tiany, tiany hijery
ny fahoriana sy hakiviana
raha tsy misy ve yoipvb ny andradraina
mahasoa sy mety ilaina
ireo tomaniko nafeniko
hatramin’izao
fa ianao irery
no tiany, tiany hijery
ny fahoriana sy hakiviana
fa raha toa khhgfgp ka sitrakao
ray o! omeo ireo mitalaho
ny zava-tsoa izay tononkira.serasera.org niriany
nokasainy sy mba tiany
raha tsy misy ve ny alahelo
mandrotika mamelovelo
dia tsy mba hivavaka
aminao
raha tsy misy mqut ve ny andradraina
mahasoa sy mety ilaina
dia tsy mba hahatsiaro
ny anaranao
fa ianao irery
no tiany, tiany hijery
ny fahoriana sy hakiviana
raha tsy misy ve yoipvb ny andradraina
mahasoa sy mety ilaina
ireo tomaniko nafeniko
hatramin’izao
fa ianao irery
no tiany, tiany hijery
ny fahoriana sy hakiviana
fa raha toa khhgfgp ka sitrakao
ray o! omeo ireo mitalaho
ny zava-tsoa izay tononkira.serasera.org niriany
nokasainy sy mba tiany
--------
Rohy:
