ray o! (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ray o!
raha tsy misy mvjrxk ve ny alahelo
mandrotika mamelovelo
dia tsy mba hivavaka tononkira.serasera.org
aminao
raha tsy misy ve ny andradraina
mahasoa sy mety ilaina
dia tsy jzia mba hahatsiaro
ny anaranao
fa ianao irery
no tiany, unvopuw tiany hijery
ny fahoriana sy hakiviana
raha tsy misy ve ny andradraina
mahasoa sy mety ilaina
ireo tomaniko nafeniko
hatramin’izao
fa ianao irery
no tiany, tiany hijery
ny fahoriana sy hakiviana
fa raha toa ka sitrakao
ray o! omeo ireo mitalaho
ny zava-tsoa izay niriany
nokasainy sy mba tiany
raha tsy misy mvjrxk ve ny alahelo
mandrotika mamelovelo
dia tsy mba hivavaka tononkira.serasera.org
aminao
raha tsy misy ve ny andradraina
mahasoa sy mety ilaina
dia tsy jzia mba hahatsiaro
ny anaranao
fa ianao irery
no tiany, unvopuw tiany hijery
ny fahoriana sy hakiviana
raha tsy misy ve ny andradraina
mahasoa sy mety ilaina
ireo tomaniko nafeniko
hatramin’izao
fa ianao irery
no tiany, tiany hijery
ny fahoriana sy hakiviana
fa raha toa ka sitrakao
ray o! omeo ireo mitalaho
ny zava-tsoa izay niriany
nokasainy sy mba tiany
--------
Link:
