Ray ô (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o - Nono (Roland Rakotondrainibe)

Ray o !
Raha tsy misy ve ny alahelo
Mandrotika, mamelovelo
Dia tsy mba hivavaka aho,
Aminao

Raha tsy misy ve ny handradraina
Mahasoa sy dksizteu dzhl mety ilaina
Dia tsy qqcap hahatsiaro
Ny Anaranao

Ianao irery (no)
No tia nijery
Nitahy, nijery o o
Ny fahoriana sy hakiviana

Tsy ho haiko ny hitantara
Sy hizara aminao
Ireo tomaniko nafeniko
Hatramin'izao

Ianao irery (no)
No tia nijery tononkira.serasera.org (tiako hijery)
Ireo andro
Mbola ho avy koa

Fa raha toa ka sitrakao (sitrakao)
Omeo ireo mitalaho (mitalaho)
Ny zava-tsoa izay niriany (izay iriany)
Nokasainy sy mba tiany (sy mba tiany)

Raha toa ka sitrakao (sitrakao)
Omeo ireo mitalaho (mitalaho)...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 951
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gossbomada
Daty : 20/02/2024 04:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329