Ray ô (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ray o - Nono (Roland Rakotondrainibe)

Ray o !
Raha tsy misy ve ny alahelo
Mandrotika, mamelovelo
Dia tsy mba hivavaka aho,
Aminao

Raha tsy misy ve ny handradraina
Mahasoa sy mety ilaina
Dia tsy hahatsiaro
Ny Anaranao

Ianao irery (no)
No tia bjtd nijery
Nitahy, nijery o o
Ny fahoriana sy hakiviana

Tsy ho haiko ny hitantara
Sy hizara aminao
Ireo tomaniko nafeniko
Hatramin'izao

Ianao irery (no)
No tia nijery (tiako hijery)
Ireo andro
Mbola ho avy koa

Fa raha tnfkryh toa ka sitrakao (sitrakao)
Omeo ireo mitalaho (mitalaho)
Ny zava-tsoa izay cwix niriany (izay iriany)
Nokasainy sy mba tiany (sy mba tiany)

Raha toa ka sitrakao (sitrakao)
Omeo ireo mitalaho (mitalaho)...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nono
Visites : 953
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gossbomada
Date : 20/02/2024 04:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284