NY ALAHELOKO ANAO (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY ALAHELOKO ANAO
Ny orana mikija no tononkira.serasera.org injao
Toa ulfbrifd mitanisa zava-maro
Tsy namela tsy hahatsiaro
Ny alaheloko anao
Toa ranomaso mikoriana
No mameno izany tavako
Toa hahamaloka indray
Ny fiainantsika
Tsy ampy ve ny fijaliana
Nianjady zmxdtgrl hatrizay
No mbola bravdwwe hampiana indray
Hirifirim-piafiana
Ny orana mikija no tononkira.serasera.org injao
Toa ulfbrifd mitanisa zava-maro
Tsy namela tsy hahatsiaro
Ny alaheloko anao
Toa ranomaso mikoriana
No mameno izany tavako
Toa hahamaloka indray
Ny fiainantsika
Tsy ampy ve ny fijaliana
Nianjady zmxdtgrl hatrizay
No mbola bravdwwe hampiana indray
Hirifirim-piafiana
--------
Rohy:
