NY ALAHELOKO ANAO (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY ALAHELOKO ANAO
Ny tononkira.serasera.org tquevcz orana dbzarfgf mikija no injao
Toa mitanisa zava-maro
Tsy namela tsy hahatsiaro
Ny alaheloko anao
Toa ranomaso mikoriana
No mameno izany tavako
Toa hahamaloka indray
Ny fiainantsika
Tsy ampy ve ny fijaliana
Nianjady hatrizay
No mbola jpsli hampiana indray
Hirifirim-piafiana
Ny tononkira.serasera.org tquevcz orana dbzarfgf mikija no injao
Toa mitanisa zava-maro
Tsy namela tsy hahatsiaro
Ny alaheloko anao
Toa ranomaso mikoriana
No mameno izany tavako
Toa hahamaloka indray
Ny fiainantsika
Tsy ampy ve ny fijaliana
Nianjady hatrizay
No mbola jpsli hampiana indray
Hirifirim-piafiana
--------
Rohy:
