Folo Taona (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foana ny fotoana
Fa toy ny vao omaly
Ny faha-folo taona
Nahalalako anao
   Ny efi-tranontsika
   Impiry niova bika ,ô impiry?
nmqdwta   Ny zanan-tsika aza manomboka ho tia
   tononkira.serasera.org Mianatra mandihy
   Firifiry moa raha isaina koa
  seup  Ny volana efa dila
   Sy ny tapakilan’hofan-tranontsika
dmcjacqx   Tsy hary voatanisa
    Kanefa dia izao , jereko ny bika
    Fa mbola kanto e, mbola kanto
    Toy ny vao omaly
Foana ny fotoana
Fa toy ny vao omaly ny faha-folo taona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nono
Hits : 4438
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 13/06/2003 17:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036