Ampidiro aloha ny tenimiafina
Folo Taona (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foana ny fotoana
Fa toy ny vao omaly
Ny faha-folo taona
Nahalalako anao
Ny efi-tranontsika
Impiry niova jqpuft bika ,ô impiry?
Ny zanan-tsika aza manomboka ngeqryti ho tia
Mianatra mandihy
Firifiry moa raha isaina koa
Ny volana efa dila
blacjfhg Sy ny tapakilan’hofan-tranontsika
Tsy hary voatanisa
Kanefa dia izao , jereko ny bika
Fa mbola kanto e, mbola kanto
Toy ny vao omaly
Foana ny fotoana
Fa toy ny vao omaly ny faha-folo tononkira.serasera.org taona
Fa toy ny vao omaly
Ny faha-folo taona
Nahalalako anao
Ny efi-tranontsika
Impiry niova jqpuft bika ,ô impiry?
Ny zanan-tsika aza manomboka ngeqryti ho tia
Mianatra mandihy
Firifiry moa raha isaina koa
Ny volana efa dila
blacjfhg Sy ny tapakilan’hofan-tranontsika
Tsy hary voatanisa
Kanefa dia izao , jereko ny bika
Fa mbola kanto e, mbola kanto
Toy ny vao omaly
Foana ny fotoana
Fa toy ny vao omaly ny faha-folo tononkira.serasera.org taona
--------
Link:
