Sambatra (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakalaka izao ny fiaianana eto an-tany
Mivadibadika ambony sy ambany
Tsy misy azo egyce antenaina tsy misy tononkira.serasera.org azo itokiana
Soa ihany aho Jesosy manana anao
Falifaly aho Jesosy vvungka manana anao
Ravoravo ny foko itoeranao
Tsisy raha mahataitra e lavitra mpampahory
Sambatra aho Jesosy manana anao
Toa lakana anivon-drano ny fiainanay
Ho fceubqwc rendrika ve sa ho tafita ihany?
Tsy fantatra ny ho ampitso sao handiso fanantenana
Matoky aho Jesosy manana anao
Falifaly aho Jesosy manana anao

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 378
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 11:30