Sambatra (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakalaka izao  ny fiaianana eto an-tany
Mivadibadika ambony sy ambany
Tsy misy  azo  antenaina tsy misy  azo  itokiana
Soa  ihany aho  Jesosy manana anao

Falifaly aho  Jesosy manana anao
Ravoravo ny foko  itoeranao
Tsisy raha mahataitra e lavitra mpampahory
Sambatra aho  Jesosy manana anao

Toa lakana anivon-drano ny fiainanay
Ho rendrika ve  sa ho tafita ihany?
Tsy fantatra ny ho ampitso sao handiso fanantenana
Matoky aho  Jesosy manana anao

Falifaly aho  Jesosy manana anao
Ravoravo ny foko  itoeranao
Tsisy raha mahataitra e lavitra mpampahory
Sambatra aho  Jesosy manana anao
--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:31)
Sambatra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Visites : 147
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 06/05/2025 11:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0732