Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sambatra (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakalaka izao tononkira.serasera.org ny fiaianana eto an-tany
Mivadibadika ambony sy ambany
Tsy rqmqnjo misy azo antenaina tsy misy azo itokiana
Soa ihany aho Jesosy manana anao
Falifaly aho Jesosy manana anao
Ravoravo ny kwgpdv foko itoeranao
Tsisy raha mahataitra e lavitra mpampahory
Sambatra aho Jesosy manana isqgi anao
Toa lakana anivon-drano ny fiainanay
Ho rendrika ve sa ho tafita ihany?
Tsy fantatra ny ho ampitso sao handiso fanantenana
Matoky aho Jesosy manana anao
Falifaly aho Jesosy manana anao
Ravoravo ny foko itoeranao
Tsisy raha mahataitra e lavitra mpampahory
Sambatra aho Jesosy manana anao

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 379
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 11:30