Ry Mpivahiny (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny ô
Nahoana ianao
No manaram-po amin’ny ratsy
Ny rendrarendra sy
Ny filandratsy dia cthalh  manary anao amin’ny helo

Tsarovy anie
Fa  hotsaraina anie ny tenanao
Ka aiza  re no iafaran’ny fiainana        laedcml           x2
Mba  miovà  re ekeo Jesosy
Hanapaka sy  hitari-dalana

Koa  araraoty re
‘Zao antso anio  izao
Hiverenanao  amin’ny Tompo
Fa  sao ity  ny fara-fandrenesanao
Ny toriteny dia  hiala  ety

Tsarovy anie
Fa  hotsaraina anie ny tononkira.serasera.org tenanao
Ka aiza  re no iafaran’ny fiain                  gzebl x2
Mba  miovà  re ekeo Jesosy
Hanapaka sy  hitari-dalana

A/C : Adrien

--------
Link:
Comments
Fenodera-Philberto ( 12/05/2025 12:55)
Mpivahiny
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406