Pare (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{Andao e hagnorika an’I Jesosy zaoFa I ro lalagna sy fahamarignana
Ialao e ny fomba ratsy fa tsa mba mety
Fa tena mahavery mandrakizay}x2
{Agnay zao efa pare
Tongotsa ‘mby an-dakana agnay izao
Agnao e ro manakory sa vana matory
Miandry ny tampoka tsa maha lehilahy}x2
{Ny sitra-po izao raha tsa ho lany
F’efa rano gohina eto an-tany
Mba sainosaino ihany ny any am-parany
Fa nge dia hanegnina ka hoe tahak’izay}x2
{Agnay zao efa pare
Tongotsa mby an-dakana agnay izao
Agnao e ro manakory sa vana matory
Miandry ny tampoka tsa maha lehilahy}x2
{Agnay zao efa pare
Tongotsa mby an-dakana agnay izao
Agnao e ro manakory sa vana matory
Miandry ny tampoka tsa maha lehilahy}x2
Agnao e ro manakory sa vana matory
Miandry ny tampoka tsa maha lehilahy
A/C : Lally
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 11:35
