You are here: home > Tononkira > Njila

OLONA IRAY (Njila)

Tsy misy olon’iray mety mba hiantra ahy
Izay aleha rehetra mianjonanjona avokoa
Hiazakazaka hamonjy an’iza aho?
Hivezivezy mba ho aiza moa?

Andriamanitra o! ankiniko Aminao ny fiainako
Andriamanitra o! mivavaka Aminao ahoTsiky dia ampy

Mbola ho avy ihany angamba ilay olona hantenaiko
Amin’izay andro izay aho dia ho miramirana
Tsy hitomany intsony aho
Fa efa eo anatrehanao

Raiso re ity foko kely mitaraina
Omeko anao ny fiainako

                                       TARIKA NJILA

Mpihira : Njila
Mpamaky : 3523
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Linah D
Tamin'ny : 12/07/2003 09:56:57
ID : 1769

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo