HANKATOA ANAO (New Life in Christ Gospel (NLC))

Raha toa mandalo ady sarotra ianao
hevero foana fa fisadrana
natao ho anao mba hiorenanao
koa mitraka
fa ny Tompo tsy mba mahafoy anao tokoa
fafao ny ranomaso ka mifalia
Raha toa mandalo ady sarotra ianao
hevero foana fa fisadrana
natao ho anao mba hiorenanao
koa mitraka
fa ny Tompo tsy mba mahafoy anao tokoa
fafao ny ranomaso ka mifalia
Hisaorako eram-po Ianao
fa nampitraka ny fanahy
tsy noisainao ny adalako
namindranao fo ihany aho Raiko tia
tsy ho lavo itsony aho fa miankitononkira.serasera.orgna Aminao
Tianao aho ka natsotranao ny tànanao
hanafaka sy hiaro ahy
Amin’ny adim-panahy mba tsy hisy ahiahy
anjakao aho
omeo fo madio sy toe-panahy araka Anao tokoa
Ka hankatoa Anao aho sy ho tia Anao
hanandratra Anao aho
fa novonjenao ny fanahy
tsy ho kivy intsony aho satria
feno Anao ny fiainakoRaiko tia
Hitondra fianam-baovao indray
‘lay Jeso tia
Hisaorako eram-po Ianao
fa nampitraka ny fanahy
tsy noisainao ny adalaka
namindranao fo ihany aho Raiko tia
Hitondra fianam-baovao indray
‘lay Jeso tia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 245
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 31/07/2018 16:53:44
ID : 10812

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo