AVERENO AHO (New Life in Christ Gospel (NLC))

Ray ô!mifona Aminao aho
Fa naniasia tsy nahalala Anao
Fa menatra aho
Mangahiahy eto anatrehanao

Fa mamindra fo
Ianao Ray Tsitoha
Avereno aho ho ao am-balanao
Ka diovy ny fotononkira.serasera.org ho lapanao aho
Hankato ny Teninao
Ray Masina

ou ou ou ou ou ou ou ou (2*)

Taty aoriana vao nahatsapa fanenenana aho
Mamelà ny heloko Ianao Jesosy ô!
Naposakao tamiko ny famindramponao

Ref... (2*)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 232
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 14:28:59
ID : 10834

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo