ANKILANAO (New Life in Christ Gospel (NLC))
https://tononkira.serasera.org/hira/new-life-in-christ-gospel-nlc/ankilanao-1
Efa maro ny lasako eEfa maro zaka vitako e
Niregniregny toa tsisy atô
Lagny andro nanalavitra anô
Tsy nahita haravogna zahô
Nahay nalemy ny aim-panahiko eee
Ny heriko sy tanjako niadiko tamin'ny fiainagny
Fa ankehitriny kosa navelanô ny heloko
Norambesinao ny tanakoeeee
1-Nifikirinao an-tratranao zahô
2-novainao mintsy zahô
Ankilanô zaho
hidoko anilanô zaho
Janga jiaby tononkira.serasera.orgny ratrako
Nosokafanô ny fon'aka
Mba anjakanô zaho
Miaina fiainam-baovao
Nosokafanô ny masoko nodiovinô ny fonakah
Oh mihaina zahô
Mihaina zahô fahasambaragny
Haritro ny jaly
Haritro tomagny hm hm
Feno fiadanam po anilanô zah O Ray O
Eh aza variagna ianao namako O
Fa ho avy Jesosy fa miorena ianao
Eh hario any n adalanao
Ny Tompo anie efa mandigny anao
Mimpodiana ianao
Tandrenesa izao kaiky izao