Im-pito (Nate Tex)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IM-PITO
Oh ry tiako ah
Fohy loatra anie ny fiainana raha handeha
Hifampitady foana hoe iza no diso
Mifanambitamby dia tsindrina aloha ny fo
Fa tsy fantatsika mintsy izay ho afitsoky ny ampitso
Oroy ny fiainana aza mora maka lagy eh
Omeo ny tsara indrindra fa omeko koa
Fa ireo tanjontsika mbola ho tratrarina (dia raha
Im-pito mianjera letsy) Im-pito TAFARINA.
Misy teny tsy voatàna mety hanindrona eo imolotro
Tsy voatery ho tianao foana koa ireo hevitra atolotro
Mahay sxnf mifampizara ,mifamela dia maharitra na sarotra aza
Ny fitia miaro sy mahatoky
Mandresy ireo tahotra ka mahasaky
manolotra ny ainy toa ny an'Ilay ZOKY
Mifanangana hatrany rehefa 'mafy ny atàky

Oroy dzwug ny fiainana aza mora maka lagy eh

Im-pito mianjera letsy) tononkira.serasera.org Im-pito TAFARINA.
Miara-manonga miaraka miaritra
Mahay miteny rehefa misy tsy aritra
Tsy mitahiry izay ratran'ny lasa
FO manetry tena llyjqv no entina miatrika
Isika no ekipa iray fika fika
Tsisy mi-care 'ny vava'ny kil
GOD no Coach sady mpamatsy
Ka n'aiza hitondraNY "Isika Peacful"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nate TexVangy : 39
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kevin Razafindrakoto
Daty : 17/10/2026 09:37