You are here: home > Tononkira > Nantenaina

Zanak'ambanivôlo (Nantenaina)

EPP n'ambanivôlo ô! lavidavitry tanagna
Làlagna ankevitry lèra araiky misy rano hitsakagna
Zanak'ambanivôlô mbô te ahay raha
EPP n'ambanivôlo lavidavitry tanàgna

Zaza efa be taogno ô! Zaza efa be taognô ô!
vô nalefa tan-dakilasy e!
Tsy hakamoagna velively,
Fô ny làlagna tegna ratsy
kô zaza tsy ampy taognô
tsy afaka mandeha lalan-dratsy
kô zaza tsy ampy taogno
tsy afaka mandeha lalan-dratsy.

Narisika ry Baba nampianatra anay
Tsy ho vambakan'ôlo antegna kô mahay

Avahizo mampiana-jaza tsy vita môramôra
Ecole hidiranô sômby mangaho vôla!
Ecole hidiranô sômby mangaho vôla

Aombinay jiaby,aombinay jitononkira.serasera.orgaby nambidy natô vatsy e!
Aombinay jiaby ,aombinay jiaby nambidy natô vatsy e!
Fôto kafé nay notivegny mbô atô kitaigny e!
Ravin-jirôfo natô lasantsy hivanganagna rô sy vary e!
Ravin jirôfo natô lasantsy hivanganagna rô sy vary e!

EPP n'ambanivôlo ô!lavidavitry tanagna a!

NANTENAINA

Hira entiko anehoana ny fahasarotan ny fianarana ho an i zanaky ny Tantsaha,na izany aza anefa dia niezaka hatrany ny Ray aman-dreny nivarotra ny kely teo am-pelatanana hampianarany zanany,
atolotro ho an ireo namako tany @ EPP Ampasipotsy, lycée Fenerive est, Barikadimy, ireo Havana rehetra any Ambinanisahavolo Beforona sy ny mpankafy rehetra..........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nantenaina
Mpamaky : 1337
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : herissoa
Tamin'ny : 24/08/2014 20:39:16
ID : 6678

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo