You are here: home > Tononkira > Nantenaina

SARIBÔMANGA (Nantenaina)

https://tononkira.serasera.org/hira/nantenaina/saribmanga

Vaiavy araiky izay mbô niriko ho ninin-janako ô!
ivaiva maitsoitso fanjôky lay tegna tiako ô!
Zaho nirava tan-degilizy,nitrôtro tamin'azy
nifagnon-tsafa,nifampiharahaba,nifandramby koragna zahay ô!
Vaiavy araiky izay mbô niriko ho ninin-janako ô!
Ivaiva maitsoittononkira.serasera.orgso fanjôky lay tegna tiako ô!
Katesizy,tan-degilizy no nahitako an'anjy
Nahekiheky zahay nikoragna,nifankahazo am-pô zahay e!
Vajihinanjy mitsikitsiky lava,bôtrabôtra karaha fifin-jaza
Saribômanga ô!Tiako anaô!
Za mbô nagniry ahazo vaiavy tsara
Saribômanga ô! Tiako anao ô!

NANTENAINA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nantenaina
Mpamaky : 1283
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : herissoa
Tamin'ny : 29/08/2014 21:25:26
ID : 6698

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo