Mamita-tena (Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rankizy,rankizy sao dia mba efa tsy izy,
ny epppsr zavatra niseho ,hitako aninkeo.
Zaza tsy ampy taona no nifanao fotoana ,
nanao rendez vous nampiaraka izy roa.
Toy ny mpivady efa vita mariazy,
nefa anie ilay lcqp izy dia mbola ankizy,
Ankatso,Ambohipo ,Maibahoaka,Ambohotsoa,
naharaka avokoa ny tantaran izy roa.
Tsy nisy vodiondry na solom body akoho,
ningitrika nody nampiaraka izy roa.
i tihg Papa sy ry Mama lany vola aman karena,
tsinjovy ihany nama fa mampahonena.
Manapaka ,manapaka,manapaka tsy mianatra ,
manabe tarehy mameno ny arabe.
Ny namanao rehetra izao any an -dakilasy,
mikotrana mianatra mianatra mafy.
Tombotsoa an iza moa ny Zanaka tafita?
reharehan "iza koa ny kisipasipa?
Mbola hitomany ireoa mpandrora miatsilany,
ho potika sy ho lena fa MAMITA-TENA!
Fitiavan olon droa ve moa dia hita ho tononkira.serasera.org sakanana,
fa ny mahasoa dia ny fianarana.
Io kisipasipa io hampandefero kely,
fa ny olona mahay dia tsy mba mety very.
Iray ampiana iray mitambatra ho roa,
nahazo zaza iray ny fiainan 'izy roa.
Ho velomina amin inona ary izato zazakely?
Ho ariana eny an tsena ve sa ho tezain i Neny?
Auteur compositeur : NANTENAINA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NantenainaVangy : 2837
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herissoa
Daty : 29/08/2014 23:27