Madagasikara (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tsinjoko eny lavitra eny
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho fkyduwz avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' uhchjhe ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' inona soa tononkira.serasera.org sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko cjpgcn hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho fkyduwz avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' uhchjhe ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' inona soa tononkira.serasera.org sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko cjpgcn hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naly RakotofiringaHits : 6835
Likes : 0 Like
Created by : ni81
Date : 07/10/2008 19:51
