Mandalo tanana (NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isak'izay mandalo amin-tanana any dia
Tsy maintsy manak'ambara ny olona
Misy miezik'hilaza ny marina
Misy kosa tsy menatry ny handainga
Nefa anie...nefa na hiodik'havia na havana aza anie
Tsy maintsy hipoitra anie ny marina e
Androany dia milamindamina
Fa ny dpnbjby ampitso dia saro-pantarina
Toy tononkira.serasera.org ny salaka mamatotra ny bjvyf tena
Ny lainga rehetra nafafy sy novelana
Mifototra mandoza ny tompony
Isak'izay mandalo amin-tanana any dia
Tsy maintsy manak'ambara ny olona
Raikitr'indray ny fivorivoriana
Vinaky eo daholo ny Hono Hono
Sy ny mahaliana
Na dia efa...na dia efa alina ny andro sy misasaka'alina
Resaka aller retour no hitarina
Misy ny namana maka ny tsirony
Mihaino tsara atongilany ny sofiny
Mahazo toky otdlggi Rabeza mpandainga malaza
Tsy mieritreritra ny todin'izay lazaina
Mihevitra ny olona azo ambakaina
Isak'izay mandalo amin-tanana any dia
Tsy maintsy manak'ambara ny olona
Tsy maintsy manak'ambara ny olona
Misy miezik'hilaza ny marina
Misy kosa tsy menatry ny handainga
Nefa anie...nefa na hiodik'havia na havana aza anie
Tsy maintsy hipoitra anie ny marina e
Androany dia milamindamina
Fa ny dpnbjby ampitso dia saro-pantarina
Toy tononkira.serasera.org ny salaka mamatotra ny bjvyf tena
Ny lainga rehetra nafafy sy novelana
Mifototra mandoza ny tompony
Isak'izay mandalo amin-tanana any dia
Tsy maintsy manak'ambara ny olona
Raikitr'indray ny fivorivoriana
Vinaky eo daholo ny Hono Hono
Sy ny mahaliana
Na dia efa...na dia efa alina ny andro sy misasaka'alina
Resaka aller retour no hitarina
Misy ny namana maka ny tsirony
Mihaino tsara atongilany ny sofiny
Mahazo toky otdlggi Rabeza mpandainga malaza
Tsy mieritreritra ny todin'izay lazaina
Mihevitra ny olona azo ambakaina
Isak'izay mandalo amin-tanana any dia
Tsy maintsy manak'ambara ny olona
--------
Lien:
