Afom-pitia (NAINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho dia nandalo dia nivily
Nitondra tononkira.serasera.org ilay fo tianao
Tsikitsiky no nandraisanao ahy
Vokatry ny fonao tia
Nangatsiaka ny andro androany
Nefa tsy heno namirifiry
Teo ilay afom-pitia
Na ny zava-tsarotra angamba
Raha tafaray isika roa
Mety ho mora fidona fipaka
Satria tanty avokoa
ANDRIAMANITRA o ambino
Ho to izay mba nokasainay
Ambino ary aza adino haharitra MANDRAKIZAY
Ireo loza zpbaujl sy rofy mar aza ataonao fantatray

Tonga aho dia nandalo dia nivily
Nitondra ilay fo tianao
Tsikitsiky no nandraisanao ahy
Vokatry ny fonao tia
Nangatsiaka ny andro androany
Nefa tsy heno namirifiry
Teo qfiq ilay afom-pitia
Na zcmywnp ny zava-tsarotra angamba
Raha tafaray isika roa
Mety ho mora fidona fipaka
Satria tanty avokoa
ANDRIAMANITRA o ambino
Ho to izay mba nokasainay
Ambino ary aza adino haharitra MANDRAKIZAY
Ireo loza sy rofy maro aza ataonao fantatray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NAINA
Hits : 152
Likes : 0 Like
Created by : SGAV
Date : 30/06/2026 17:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304