Indro mibaliaka (MR Razafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro mibaliaka
Miramiran-tava
Ny endrikao baliaka
Faly lalandava

Ireto mpifamofo
Falifaly aok'izany
Izany no porofo
Fa androany

Hitohy lalandava
Izao andro anio izao
Mba tohano tsy ho rava
Ry ray ao ambony ao
Andro iray fitadidy
Andro tokana eto an-tany
Andro soa sarobidy
Andro mamy tena mamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MR Razafy
Vangy : 981
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ian_3
Daty : 30/04/2018 10:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724