Fandresena vaovao (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra aza ny ady
Ny devoly dia mitady
Te xamh handrondana izay najoronao
Ka mitraka izao

Refrain :
Hazoninao ny teny , ho fiadianao
Ary ampio finoana ireny
Mba ho fisikinanao,
Tsisy tsy ho ekeny ireny
Fandresena vaovao

Efa tsinjoko sahady
Tazako ilay vavahady
Ho vantaninay , spczejii rehefa hatrizay
Higoka fahasambarana

Feno ny fanantenana
Miboiboika sy tononkira.serasera.org mafana
Jesosy tia anay , tano re izahay
Tsy hangatsika indray

Refrain :
Hazoninao ny teny rucwkk , ho fiadianao
Ary ampio finoana ireny
Mba ho fisikinanao,
Tsisy tsy ho ekeny ireny
Fandresena vaovao

A/C: Tina'S ( RANDRIANARIJAONA )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina
Vangy : 481
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FabienRNF
Daty : 11/02/2025 20:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032