Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fandresena vaovao (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia sarotra aza ny ady Ny devoly dia mitady
Te handrondana izay najoronao
Ka mitraka izao
Refrain :
Hazoninao ny teny , ho fiadianao
Ary ampio finoana ireny
Mba ho fisikinanao,
Tsisy tsy ho ekeny ireny
Fandresena vaovao
Efa tsinjoko sahady
Tazako ilay vavahady
Ho vantaninay , rehefa hatrizay
Higoka fahasambarana
Feno ny fanantenana
Miboiboika sy mafana
Jesosy tia anay , tano re izahay
Tsy hangatsika indray
Refrain :
Hazoninao ny teny , ho fiadianao
Ary ampio finoana ireny
Mba ho fisikinanao,
Tsisy tsy ho ekeny ireny
Fandresena vaovao
A/C: Tina'S ( RANDRIANARIJAONA )
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaHits : 268
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 11/02/2025 20:15
