Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAZOKINIBE (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanao skoto razokinibe ee
nandeha tongotra alavitra be ka nikilepalepa tsy afa-nandeha
nanao skoto Razokinibe ee
Efa dadazily vao tononkira.serasera.org nanapa-kevitra ny hanao Tily
ka henoy fa hotantaraiko anao
Indray andro izy nandeha nilasy
loza fa adino yioajz ny taratasy
nanara-pofona nipitrapitra
hay ty Razokiny tsy misy ubbqayq fika aminay rehetra nanatrika teo
Indray andro izy nanao an-tsaha
raikitra ny fizaran-draharaha
Anjaran-dRazoky ny maka kitay
Ka saika latsaka hatramin'ny hehinay rehetra nanatrika teo
Nisy ny sedra zay niendrika ball
niara-nifoha tamin'ny sasak'alina
Nahery setra ny Jeu de Nuit
ka saika latsaka hatramin'ny Tonianay zay tonga nanatrika teo
Raikitra ykjvskhl indray ary ny afon-dasy
tonga Razoky nanao Hira Gasy
Ireo sefo sasany ninaonaona
Voatery mba nanao Dihin'ny Ntaolo izahay rehetra nanatrika teo
Nanao skot Razokinibe ee
Nandeha tongotra alavitra be ka nikilepalepa tsy afanandeha
nanao skoto Razokinibe ee
Efa dadazily vao nanapa-kevitra ny hanao Tily
Dia izay no notantaraiko anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 1234
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17